<?xml version="1.0" encoding="UTF-8"?><song><hymn_number>22</hymn_number>
<lyrics>[V1]
 Masina, masina, masina Jehovah Tompon'ny maro,
 Henika ny Voninahiny ny tany rehetra.
 Aoka hidera Azy ny lanitra sy tany,
 Ny ranomasina sy izay rehetra ao aminy.</lyrics>
<title>MASINA, MASINA, MASINA ASAFA22</title>
<author>Harinambinina ANDRIANAJA</author>
</song>